|
CHU Toamasina- 521 personnes admises à l’hôpital pendant les fêtes |
|
07-01-2010|
Écrit par Elisa
|
Du 24 décembre 2009 au 31 décembre 2009, le CHU de Toamasina a accueilli 521 « malades » dont 5 n’ont pas pu s’en sortir, 48 victimes d’accidents de circulation, 52 pris dans des règlements de compte.
Le responsable de l’hôpital souligne qu’ « actuellement, le CHU de Toamasina tourne avec un effectif de 278 personnes dont 50 médecins.
Toamasina- Hanomboka ny tapany faharoa amin’ny fanamboarana lalana
Efa misy ireo làlana izay efa vita fanamboarana raha ny eto an-tampon’ny tanàna ny Toamasina no jerena. Nefa mbola maro ihany koa ny tsy mbola nokitihana. Nanambara àry ny ben’ny tanana fa “efa misy ny ampahan’ny vola mitentina 1.200.000.000 Ar nomen’ny fitondram-panjakana hanamboarana lalana sasany, ny ampahany hafa dia ny faritra no hitady ny fanampiny.” “Amin’izao anefa, hoy ihany ny ben’ny tanàna, dia efa feno ny vola. Ny boulevard Augagneur no hanombohana ny fanamboarana, manaraka azy ao ny boulevard Joffre sy ny boulevard Ratsimilao. “Tsy hijanona eo ihany anefa izany satria ny tanjona, hoy izy, dia hanamboatra ny làlana rehetra eto Toamasina.” Recueillis par Elisa
|