- Fitiavan’ny samy lehilahy: Miparitaka ny « H5N1 » aretina vaovao mahafaty
- « Kalanoro » anarana heno etsy sy eroa ary manana ny zava-miafina fonosiny
- Tantara:Ny zava miafina fonosin’ny tarehimarika Fito
- FILATROANA :Manan-talenta ny vehivavy tanora Malagasy
- Routes superposées à Antananarivo:Les travaux débuteront au plus tard en décembre

Fahombihazana ny hetsika ara-koltoraly notanterahina teto amintsika izany nanomboka tamin’ny 03 oktobra ary hifarana androany. Maro ireo zavatra hita tao anatin’izay hetsika izay na teo amin’ny mozika, na teo amin’ny serasera na teo amin’ny fifanakalozana traik’efa.
Najanona tsy mahazo miasa intsony ny fitaova-pitaterana an-dranomasina « bac baobab » izay nanao izany asa izany teo anelanelan’i Mahajanga sy Katsepy efa an-taonany maro izao. Ny fanampahan-kevitra noraisin’ny ministeran’ny fitaterana nosoniavin’ny tale jeneraliny
